[Intro]
Fb Gb x2
[Verse 1]
Fb GbMisy fitsikiko iray
Cm BFanaoko rehefa ndry no miantso ahy
FbEto aho dia toa variana, dia variana
GbTsy fanahy iniana, na hoe fidiana ilay tsiky
Cm CmF'izany angamba no atao hoe tia
Fb GbMisy teny roa
Cm CmEo am-pototry ny molotro
FbTsy Ho lazaiko, tsy Ho tantaraiko
Gb CmNa Ho hiraiko mandra-pikiakako ny faran'ny aiko
BHo rendry
GbNdry anie...
FbHafa mihitsy
GbManome...
FbTsy mitsitsy
CmHianarako miaina sy mitia
B GbIsan'andro ny anilandry
[Chorus]
Fb BTsy haiko aloha na ahy ndry
GbF'izao no tsapako
Fb BNy fitempon'ny fondry
BNo gadona andihizako
Fb CmEnto aho dia miodina...
BMiodina... Miodina
GbMankafy
Cm BEny, miodina... miodina... miodina...
GbAnilandry
Video
Add a video