[Intro]
Bb Eb x2
[Verse 1]
Bb EbMisy fitsikiko iray
Gm FFanaoko rehefa ndry no miantso ahy
BbEto aho dia toa variana, dia variana
EbTsy fanahy iniana, na hoe fidiana ilay tsiky
Gm DmF'izany angamba no atao hoe tia
Bb EbMisy teny roa
Gm DmEo am-pototry ny molotro
BbTsy Ho lazaiko, tsy Ho tantaraiko
Eb GmNa Ho hiraiko mandra-pikiakako ny faran'ny aiko
FHo rendry
EbNdry anie...
BbHafa mihitsy
EbManome...
BbTsy mitsitsy
GmHianarako miaina sy mitia
F EbIsan'andro ny anilandry
[Chorus]
Bb FTsy haiko aloha na ahy ndry
EbF'izao no tsapako
Bb FNy fitempon'ny fondry
FNo gadona andihizako
Bb GmEnto aho dia miodina...
FMiodina... Miodina
EbMankafy
Gm FEny, miodina... miodina... miodina...
EbAnilandry
Video
Video hinzufügen